đ Ity olona ity dia manana raharaha eny anivon’ny Polisimpirenena koa hiangaviana izay mahafantatra azy io mba hanantona ny « COMMISSARIAT DE SĂCURITĂ PUBLIQUE DU TROISIĂME ARRONDISSEMENT » ANTANINANDRO na hanantona ny Polisimpirenenana akaiky anao na hiantso ny laharana finday : đ±034
