Ity olona ity dia manan-draharaha eto anivon’ny Polisimpirenena, ka iangaviana izay mahita na mahafantatra azy mba hanatona avy hatrany ny Biraon’ny Polisy akaiky azy indrindra, na koa hiantso ny kaomisaria Ambatondrazaka amin’ny laharana : 034 05 998 56.
✅️ Toy izao ny mombamomba azy :
👉 ANARANA : RAKOTOMALALA
👉 FANAMPINY : Faratiana Bodo Saholy
👉 TAONA : 56 taona
👉 TOERANA NAHATERAHANA: Ambatondrazaka
👉 TOERANA NAHITANA AZY FARANY : Andranomely, Ambatondrazaka
👉 ANTONY : Fisolokiana
📣 FAMPAHATSIAHIVANA :
Ny Polisimpirenena dia manome toky fa mijanona ho tsiambaratelo tanteraka ny mombamomba mpanome vaovao.
FILAZANA FIKAROHANA:RAKOTOMALALA Faratiana Bodo Saholy