Hetsika fampanarahan-dalàna eo amin’ny fifamoivoizana
➡️Mitohy hatrany ny hetsika fandaminana ny fifamoivoizana ataon’ny Polisimpirenena eto Antananarivo.
➡️Ny 26 May 2025, moto miisa 06 no tratran’ny Polisy avy ao amin’ny Compagnie Urbaine d’Intervention ambodiomby tamin’ny fandikan-dalàna, minia miakatra « trottoir » ka nampidirina ambalam-pamonjàna eny Tsaralalana.
➡️Hisy hatrany ny hetsika tampoka tahaka izao ary tsy ny eny Ambohijatovo irery no hanaovana izany.