Ity olona ity dia manan- draharaha eny anivon’ny Polisimpirenena ; koa hiangaviana izay mahafantatra azy mba hanatona ny Polisy akaiky azy na hanatona ny Kaomisarian’ny boriboritany faha 6 Ambohimanarina (CSP 6) na hiantso ireto laharana finday ireto :
TEL: 034 05 998 38
TEL: 034 05 517 12
✅️ Toy izao ny momba azy :
ANARANA : RAZANAKOTO
FANAMPINY : Haingo Ralimanana na REMUZAT Haingo
TAONA : 52 taona.
DATY NAHATERAHANA : 03 juin 1973 tao Toliara
ASA : Gérante de l’agence de voyage dite ZENO VOYAGE
RAY : RAZANAKOTO Jean Pierre
RENY : RAMALALAHARISOA Georgine
TOERANA NAHITANA AZY FARANY : lot A 185 Andafiatsimo Tanjombato – lot IVE 7 Ter Anosisoa Ambohimanarina – lot l155 Ter prés Alarobia Amboniloha.
ANTONY : Tsy fanatanterahana didim-pitsarana (LF 442-MaS2 du 14/09/2021)
FAMPAHATSIAHIVANA :
Ny Polisimpirenena dia manome toky fa mijanona ho tsiambaratelo ny mombamomba ny mpanome vaovao

 

FILAZANA FIKAROHANA: RAZANAKOTO Haingo Ralimanana na REMUZAT Haingo

Vous pourrez aussi aimer