Ady amin’ny fidorohana sy fipariahana zava-mahadomelina
✅Tamin’ny fidirana tao amin’ny kianjan’Ambodivoanio tao Nosy Be ny alin’ny 8 Aogositra 2025 no voasavan’ny Polisy ity lehilahy 23 taona ity ka nahatratrarana fonosana cocaïne efa vonona ho amidy tany aminy.
✅Milanja 400 grama latsaka kely tamin’io rongony mahery vaika io no hita tany aminy. Nentina teny amin’ny biraon’ny Polisy izy nanaovana ny fanadihadiana savaranonando ka nidoboka am-ponja vonjimaika rehefa niakatra fampanoavana ny 13 Aogositra 2025.

 

LEHILAHY IRAY TRATRAN’NY POLISIMPIRENENA NIVAROTRA COCAÏNE NANDRITRA NY FESTIVAL SOMAROHO TAO NOSY BE

Vous pourrez aussi aimer