-Voahosotra ho tompon-dakan’i Madagasikara taranja basketball sokajy N1A lehilahy indray ny COSPN .
– Ny ekipan’ny GNBC na ny Gendarmerie Nationale Basketball Club no nifanandrina tamin’ny COSPN tamin’ny lalao famaranana ka nivoaka ho mpandresy tamin’ny isa 67 noho 56 ny ekipan’ny Polisimpirenena.
– Faninefany amin’izao no nibata ny anaram-boninahitra amin’ny maha tompon-dakan’i Madagasikara azy ny COSPN basketball.Indro arahantsika ireo sary miavaka nandritra ny lalao famaranana.

FIADIANA NY TOMPON-DAKAN’I MADAKASIKARA TARANJA BASKETBALL SOKAJY N1A LEHILAHY : NIBATA NY ANARAM-BONINAHITRA INDRAY NY COSPN BASKETBALL

Vous pourrez aussi aimer