– Ireto olona ireto dia manan-draharaha eny anivon’ny Polisimpirenena ; koa hiangaviana izay mahafantatra azy mba hanatona ny Polisy akaiky azy na hanatona avy hatrany ny Kaomisarian’ny Distrikan’ny Moromanaga na hiantso ireto laharana finday ireto :
– 034 05 998 84
– 034 43 304 45
– Toy izao ny momba azy ireo :
1- ANARANA : RASOARIMALALA
– FANAMPINY : Laurence
– TAONA : 37 taona
– DATY NAHATERAHANA : 08 août 1988 tao Andriamena, Amparafaravola.
– TOERANA NAHITANA AZY FARANY : Fokontany Andriamena , Kaominina Ambanivohitry ny Distrikan’i Tsaratanàna, Faritra Boeny.
2- ANARANA : RABEARILALA
– FANAMPINY : Avotra Roger
– TAONA : 37 taona
– DATY NAHATERAHANA : 04 octobre 1988 tao Andriamena, Amparafaravola.
– TOERANA NAHITANA AZY FARANY : lot E 48 RSF, Ampanotokana Ambatomaro ANTANANARIVO.
3- ANARANA :RABEARILALA
– FANAMPINY : Sitraka Hersten
– TAONA : 43 taona
– DATY NAHATERAHANA : 10 septembre 1982 tao Andriamena, Amparafaravola.
– TOERANA NAHITANA AZY FARANY : Fokontany Andriamena , Kaominina Ambanivohitry ny Distrikan’i Tsaratanàna, Faritra Boeny.
– ANTONY : Fanaovana hosoka sy fampiasana taratasy hosoka amin’ny antontan-taratasy ofisialy.
– FAMPAHATSIAHIVANA :
Ny Polisimpirenena dia manome toky fa mijanona ho tsiambaratelo ny mombamomba ny mpanome vaovao.
