Polisimpirenena miaro sy manampy ny vahoaka ➡️Ny 01 Jolay 2025 lasa teo dia nanao fanambarana tamin’ny tambazotran-tserasera indray ny Raiamandrenina zatovovavy kely iray 17 taona, fa nandao ny tokan-trano indray io zazavavy io. Raha ny voalazan’izy ireo dia efa nitsoaka
