Ady amin’ny fidorohana sy fipariahan’ny zava-mahadomelina – Nahazo vaovao ny Polisy fa misy olona mitondra rongony ao anaty valizy 4 hiaraka amin’ny fiara taxi-brousse iray ho any Antananarivo, niainga tao Ihosy. – Rehefa nosavaina teo am-piaingàna ilay fiara dia tratra
