✅ Tonga nanatanteraka fitsidihana ara-pomba fanajàna tao amin’ny Minisiteran’ny Filaminambahoaka etsy Anosy ny delegasiona avy amin’ny vondrona Eropeanina ny 07 Mai 2026.
📌Izy ireo izay efa mpiara-miasa hatrizay amin’ny Polisimpirenena Malagasy amin’ny resaka fampiofanana sy fampitaovana.
☑️Ny Minisitry ny Filaminambahoaka, ny Inspecteur Général de Police ERICK MICHEL, no nandray azy ireo.
☑️Notsindriana manokana mandritra ity fihaonana ity ny momba ny ahafahana mametraka anatin’ny ara-dalàna hatrany ny fifindrà-monina, teo ihany koa ny ady amin’ny trafikana zava-mahadomelina izay anisan’ny antony goavana miteraka tsy fandriam-pahalemana

MINISITERAN’NY FILAMINAMBAHOAKA – FITSIDIHANA ARA-POMBA FANAJANA NATAON’NY VONDRONA EROPEANA

Vous pourrez aussi aimer