Polisimpirenena Miaro sy Manampy ny Vahoaka 🛡️ Manamafy hatrany ny asa sy andraikitra sahaniny ny Polisimpirenena amin’ny fiarovana ny vahoaka sy ny fananany manerana ny Nosy nandritra ny Alahady sy Alatsinain’ny Pentekoty. 👮♂️ Manao fisafoana sy fiambenana eny amin’ireo toerana
