đ Nanatanteraka fivoriana, ny Zoma 22 Mey 2026 ireo tomponandraikitra sy ny mpitantana hanatanteraka ny fanadinana fihodinana faharoa, aminâny fifaninanana hidirana ho « ElĂšve Agents de Police » miisa 500 taona 2025.
âđHotanterahina ny Alakamisy 28 May sy ny Zoma 29 May 2026 ny adina ambava sy ara-panatanjahatena aminâizany ary efa vonona avokoa ireo lamina rehetra.
âđNitarika izany ny Lehiben’ny Sampandraharaha foibe fandraisana mpianatra ho Polisy, ny Commissaire Divisionnaire de Police, RAKOTONOMENJANAHARY Henri Fidimalala.
đŁ Entanina hatrany ireo mpiadina mba hanomana tsara ny fihodinana faharoa aminâireo adina am-bava sy adina ara-panatanjahantena
FANADINANA HIDIRANA HO MPIANATRA POLISY AMINâNY FIHODINANA FAHAROA HANDRAISANA MPIANATRA HO POLISY TAONA 2025 : VONONA NY LAMINA REHETRA MOMBA IZANY