– Ady amin’ny trafika tsy ara-dalàna – Ny 17 martsa 2026 tokony ho tamin’ny 01 ora sy 30 minitra tolakandro, lehilahy teratany vahiny iray no saron’ny Polisimpirenena miasa ao amin’ny Seranam-piara manidina (PAF) ao Nosy Be noho ny fanondranana volamena
