✅ Nijery finday tetsy amin’ny Arrêt Fiaro ity tovovavy iray no nisy nisintona tampoka ilay finday teny an-tanany . Niantso vonjeo izy ary ren’ny olona manodidina ny antso vonjiny ka nanenjika an’ ity mpanendaka ny fokonolona . Ilay mpanendaka efa

MINISTERE DE LA SECURITE PUBLIQUE
✅ Nijery finday tetsy amin’ny Arrêt Fiaro ity tovovavy iray no nisy nisintona tampoka ilay finday teny an-tanany . Niantso vonjeo izy ary ren’ny olona manodidina ny antso vonjiny ka nanenjika an’ ity mpanendaka ny fokonolona . Ilay mpanendaka efa
✅ Tsy nahatohitra fakam-panahy ity rangahy ka vola nampitondraina azy omena olona indray no naodiny ary noentiny nandositra. Nametraka fitoriana araka izany ny tompom-bola. Nanao ny fanadihadiana ny Polisy ary tratra ilay rangahy . ✅ Vola 12 700 000ar no
FIP ANTANIMORA – ZAZAVAVIKELY VERY : HITAN’NY POLISY TETSY AMBODIMANGA BESARETY ?? Akory ny hafalian’ny renin’ilay zazavavy kely 04 taona rehefa tonga nanatitra ny zanany tao an-trano ny Polisy . Efa nitady azy hatraiza mantsy ity reniny saingy tsy nahita
✅ Nisara- panambadiana ity lehilahy 35 taona ity ary niara-nipetraka tamina vehivavy hafa sy ny zanany vavy 08 taona. Nanamparany ny filan-dratsiny tao ny zanany ka ny manodidina no niantso Polisy. Nisambotra azy avy hatrany ny mpitandro ny filaminana. ✅
✅ Polisy nanao fanamiana sivily mijoro eny amin’ny arrêt bus no nahatsikaritra ity lehilahy nitrotro zaza nanataka poketrana vehivavy niandry bus tetsy amin’ny tany malalaka. ✅ Nosamborina avy hatrany ity lehilahy ity. Ny ratsy tsy kely lalana satria miisa 04
FIFANINANANA HIDIRANA HO POLISY – LEHILAHY NAMPIASA ANTONTAN-TARATASY HOSOKA : VOASAMBOTRA ARY NANOKAFANA FANADIHADIANA ✅ Tonga eny amin’ny Polisy ity lehilahy 31 taona hametraka ireo antontan-taratasy ilaina amin’ny fifaninanana hidirana ho Polisy. Rehefa nojerena ireo antontan-taratasy dia fantatra fa hosoka
✅ Niantso ity sakaizany taloha ilay vehivavy ary nilaza fa vonoin’ilay lehilahy miaraka aminy amin’izao izy ka mila vonjy. Tonga tany an-tranon’ilay tovovavy tokoa ity sakaizany taloha ary nifankahita tao izy roalahy . ✅Raikitra ny ady ka notsindronin’ilay lehilahy miaraka
✅ Fiara iray no nijanona tamina Parking tetsy Andranomena raha niantsena tao amina tranombarotra iray tsy lavitra teo ny tompony. Rehefa tafiditra tao amin’ny tranombarotra ilay vehivavy tompona fiara dia nisy namaky ny fiarany. ✅ Lasa tamin’izany ny Poketra nisy
✅ Lavon’ ny balan’ny Polisy tetsy Manjakaray ra « Dadafara » tokony ho tamin’ny 1ora sy 45 minitra maraina teo. ✅ Kalaza amin’ny fanafihana mitam-piadiana sy fakana an-keriny ity jiolahy ity . Efa nigadra tany Tsiafahy izy ary izao saika hamerina
DRSP ATSIMO ATSINANA – NOTOKANANA ANDROANY : HANAMPY BETSAKA NY POLISY AMIN’NY ADY ATAO AMIN’NY TSY FANDRIAM-PAHALEMANA ? Ny volana Martsa lasa teo no vita ary notokanana ny fitaleovam-paritra tany amin’ny faritra Analanjirofo , ankehitriny dia nahazo ny anjarany ihany
✅ Miandahy miambavy mihitsy ireto olon-dratsy mivondrona amin’ny fangalarana « écran Plat » ao Fenoarivo Atsinanana. ✅ Misy ny mamaky trano mangalatra ireo fitaovana any an-tranon’olona , ao ny miandraikitra ny fandefasana entana amin’ny « Colis »mandeha Taxi-brousse mankaty Antananarivo ary ao ny mandray
✅ Ny taona 2020 « Ra Mousta » no nahavita nanolana sy namono vehivavy iray nitondra vohoka ary efa voasambotry ny Polisy ka nigadra tany Tsiafahy.✅ Tafavoaka tany am-ponja indray izy ary nanohy ny asa ratsiny , mbola nangalatra sy nahafaty olona