🚨Tranga roa izay mampiseho tokoa fa tsy natao hisehatra amin’ny fandriam-pahalemana fotsiny ihany ny Polisimpirenena fa tena miaro amin’ny lafiny rehetra ary manampy ny vahoaka tokoa. ✅Izany no hamporisihana ny olom-pirenena rehetra tsy hihafahafa hiantso na hanantona ny Polisy
