👉 ❌ Ady amin’ny fidorohana sy fipariahan’ny zava-mahadomelina ❌ ➡️Avy amin’ny fampitam-baovao nataon’olon-tsotra tsara sitrapo no nahafantarana ny fisian’ity tovolahy mpidoroka rongony ity, tao amin’ny fokontany Ikelilalina tao Vatomandry, ka nanaovan’ny Polisy vela-pandrika hahafahana misambotra azy. Ny 22 Jona 2025
