Ady amin’ny heloka anabaka sy fisolokiana ✅Manao ranty mampiseho fiara lazaina fa amidy amin’ny vidiny tena mirary ireto mpisoloky ao amin’ny tambazotran-tserasera Facebook ireto ka maro ireo roboka noho izany. Asainy mandefa vola mba ho atao vidin-tsolika hitondràna ny fiara
