Hetsika fampanarahan-dalàna eo amin’ny fifamoivoizana ➡️Mitohy hatrany ny hetsika fandaminana ny fifamoivoizana ataon’ny Polisimpirenena eto Antananarivo. ➡️Ny 26 May 2025, moto miisa 06 no tratran’ny Polisy avy ao amin’ny Compagnie Urbaine d’Intervention ambodiomby tamin’ny fandikan-dalàna, minia miakatra « trottoir » ka nampidirina
