FANAMBARANA

– Ity kaonty Facebook mitondra ny anaran’ny Sekretera Jeneralin’ny Minisiteran’ny Filaminambahoaka ity dia sandoka. – Ampatsiahivina hatrany fa melohin’ny lalàna ary maha voasazy ny fandikan-dalàna tahaka izao.  

FANATSARANA HATRANY NY FOMBA FIASAN’NY POLISIMPIRENENA ETO AMIN’NY FARITRA ANALAMANGA : NIKAONDOHA TETSY AMIN’NY KAOMISARIA FOIBE TSARALALANA IREO TOMPON’ANDRAIKITRA

🤝 Polisimpirenena manakaiky ny vahoaka. 🔎 Tsy mitsahatra mikaroka hatrany ny fomba fiasa mahomby hanomezana tolotra fandriam-pahalemana mifanandrify amin’ny takian’ny vahoaka ny Polisimpirenena. 📅 Alakamisy 12 Martsa 2026 : nivory tetsy amin’ny kaomisaria foibe Tsaralalana ireo tompon’andraikitra rehetra eo anivon’ny

VEHIVAVY ROA NORAISIN’NY POLISIMPIRENENA AN-TANANANA : NY IRAY VOAENDRIKENDRIKA HO MPAMOSAVY TENY AMBATOMARO, NY IRAY VERIVERY SAINA KA NATERINA TAMIN’NY HAVANY TENY ANDOHALO

🚨Tranga roa izay mampiseho tokoa fa tsy natao hisehatra amin’ny fandriam-pahalemana fotsiny ihany ny Polisimpirenena fa tena miaro amin’ny lafiny rehetra ary manampy ny vahoaka tokoa. ‎ ‎✅Izany no hamporisihana ny olom-pirenena rehetra tsy hihafahafa hiantso na hanantona ny Polisy

AMBATONDRAZAKA : VOASAMBOTRY NY POLISIMPIRENENA ILAY LEHILAHY NANGALATRA FITAOVANA INFORMATIKA SY LELA VOLA 1 200 000 AR TAMIN’NY MPAMPIASA AZY.

-Ady amin’ny halatra isan-karazany -Lehilahy iray mpiasa mpanadio trano ao amin’ny orinasa iray any Ambatondrazaka no voasambotry ny Polisimpirenena avy ao amin’ny Sampana fikarohana Fandikan-dalàna (SRPJ) ao amin’ny Fitaleavam-paritriny ny filaminambahoaka Alaotra Mangoro taorian’ny fitorian’ny tomponandraikitra ao amin’ilay orinasa ny

TOAMASINA : OLONA ROA VOASAMBOTRA NOHO NY FIVAROTANA RONGONY

-Ady amin’ny fidorohana sy fipariahan’ny zava-mahadomelina -Ny 06 Martsa 2026, tao anatin’ny hetsika “Mahomby”, olona miisa 02 no voasambotry ny Polisy tao Ambalakisoa noho ny fivarotana rongony. Rongony 185 fonosana sy harona roa feno zava-mahadomelina no tratra teny amin’izy ireo.