🔹 Ady amin’ny halatr’omby 🚔 Nandritra ny fisafoana nataon’ny Polisimpirenena avy ao amin’ny CSP Besalampy ny marainan’ny 12 novambra 2025, tao amin’ny faritra Ambaravaranala, Fokontany Besalampy Ambany no naharay fitarainana ny Polisy mikasika omby tsy hita nanomboka ny 24 oktobra
