– Ady amin’ny halatra isan-karazany – Voasambotry ny Polisy miasa ao amin’ny Kaomisaria boriboritany faha 07, 67 HA tao Andohatapenaka III ny lehilahy iray nangalatra moto scooter ny maraim-ben’ny 25 Febroary 2026 . – Moto misy GPS ity nangalarin’ity lehilahy
