-Polisimpirenena mifanampy amin’ny sarotra -Notanterahana ny 24 febroary 2026 tao Toamasina ny fitsidihana sy fanolorana fanampiana nataon’ny FIVAPOVA Nasionaly (Fikambanan’ny Vady Polisy sy Polisy Vavy) sy ny FIVAPOVA Atsinanana ho an’ireo Polisimpirenena sy ny fianakaviany tra-boina taorian’ny fandalovan’ny rivodoza Gezani.
