đźVoasoroky ny Polisimpirenena miasa ao amin’ny DRSP ANDROY ny halatra omby saika hatao ary vaky nandositra ireo dahalo tao MAHAVELO, AMBOVOMBE ny 04 desambra 2024.
đTaminâny 10 ora alina no naharay antso avy ao amin’ny Fokontany MAHAVELO, CU AMBOVOMBE ny teo anivonâny Polisimpirenena, fa nisy halatr’omby nitranga tany an-toerana. Tonga ara-potoana moa ireo mpitandro ny filaminana ka nitsoaka avy hatrany ireo dahalo fa ny omby kosa navelan’izy ireo teo.
Efa tafaverina amin’ny tompony ireo omby ireo.
â
Misokatra ny fanadihadihana ary mitohy ny fikarohana ireo dahalo.
DRSP ANDROY
