Lehilahy iray 26 taona no voasambotry ny Polisy avy ao amin’ny kaomisaria Boriboritany faha telo etsy Antaninandro ny Alakamisy 30 Oktobra 2025 tokony tamin’ny 9 ora maraina, noho ny fivadiham-pitokisana teo amin’ ilay tompona moto nampiasainy hanaovana taximoto.
✅ Nifanaraka tsara izy ireo ka ny volana Aogositra no nanjavona niaraka tamin’ny moto ity lehilahy ity.
✅ Nentina teny amin’ny kaomisaria izy hanokafana fanadihadiana.