đ Ady aminâny fandikan-dalĂ na mifehy ny fifamoivoizana an-dalambe
đNosamborinâny Polisy teny Ampefiloha ny mpamily taxi-be zotra 015 sy ny mpanampy azy rehefa nivily lalana tsy ara-dalĂ na teo aminâny rond-point BMH Isotry, ny 11 Novambra 2025.
â Tsy nety nijanona ity mpamily ity rehefa nasaina nijanona ary mbola nanevateva ireo Polisy nanao ny asany ihany koa.
đââïž Tratra teo Ampefiloha izy ireo rehefa niezaka nandositra ireo Polisy ary noentina tao aminâny Kaomisaria Isotry nanaovana fanadihadiana.
đ Nampianarina momba ny lalĂ na mifehy ny fifamoivoizana, ny fanajĂ na ny bokinâandraikitra, ary nomena fampitandremana izy ireo.