– Ady amin’ny halatra isan-karazany
– Lehilahy iray no voasambotry ny Polisimpirenena nanao fisafoana avy ao amin’ny Poste de Police Ampary Soavinandriana, ny Zoma 12 Desambra 2025 tolakandro teo am-pangalarana Tuc-tuc.
– Teo am-pisokirana ny fanalahidy ity lehilahy ity no tratran’ny tompon’ilay tuc-tuc, ka niantso avy hatrany ny Polisy nanao fisafoana teo amin’ny manodidina mba hanao ny fisamborana azy ilay tompony.
– Nentina teny amin’ny biraon’ny Polisy hatao andri-maso sy hanokafana fanadihadiana izy noho izany.

 

LEHILAHY IRAY VOASAMBOTRY NY POLISIMPIRENENA TEO AMPIKASANA HANGALATRA TUC-TUC TAO AMPARAY SOAVINANDRIANA

Vous pourrez aussi aimer