– Ity olona ity dia manan-draharaha eny anivon’ny Polisimpirenena; koa hiangaviana izay mahafantatra azy mba hanatona ny Polisy akaiky azy na hampandreha avy hatrany ny kaomisarian’ny filaminambahoaka ao Ambatondrazaka na ihany koa hiantso ity laharana finday ity : 034 05 998 56.
– Toy izao ny momba azy :
– ANARANA : RAFILOMANANTSOA
– FANAMPINY : Fifaliana Elinah
– TAONA : 19 taona
– DATY SY TOERANA NAHATERAHANA : 19/07/2007 tao Antanifotsy.
-CIN : 117 172 032 246 ny 03/03/2025 natao tao Andoharanofotsy
– TOERANA NAHITANA AZY FARANY : VF 122 Volotara Andoharanofotsy
– ANTONY : Halatra Vola
– FAMPAHATSIAHIVANA :
– Ny Polisimpirenena dia manome toky fa mijanona ho tsiambaratelo ny mombamomba ny mpanome vaovao.

 

FILAZANA FIKAROHANA:RAFILOMANANTSOA Fifaliana Elinah

Vous pourrez aussi aimer