MAHAJANGA : OLONA 09 MALAZA RATSY AMIN’NY RESAKA HALATRA MITAM-PIADIANA SY VAKY TRANO ARY FIKAMBANAN-JIOLAHY, VOASAMBOTRY NY POLISIMPIRENENA

Ady amin’ny halatra isan-karazany sy ny fametrahana fandriampahalemana maharitra -Mitohy hatrany ny hetsika ataon’ny Polisimpirenena ao Mahajanga entina mampandry fahalemana ny tanàna. -Vokatry ny angom-baovao marim-pototra avy amin’olona tsara sitrapo sy ny fanadihadiana nataon’ny Polisimpirenena, olona valo (08) no voasambotra

NOSY BE : MIATRIKA FIOFANANA MIKASIKA NY ADY AMIN’NY FIZAHAN-TANY MAMOAFADY SY NY ADY AMIN’NY FANARARAOTANA ARA-NOFO ATAO AMIN’NY ZAZA TSY AMPY TAONA NY POLISIMPIRENENA

Fanampim-pahaizana sy fampiofanana mitohy – Natomboka tao amin’ny tranobe ARO, ao Nosy Be, ny marainan’ny 18 SEPTAMBRA 2025, ny fanokafana amin’ny fomba ofisialy ny fampiofanana momba ny ady amin’ny fizahan-tany mamoafady sy ny herisetra ara-nofo atao amin’ny zaza tsy ampy

ANTANANARIVO RENIVOHITRA : MITOHY IREO HETSIKA MANOKANA ATAON’NY POLISIMPIRENENA HO FAMETRAHANA NY FANDRIAM-PAHALEMANA MAHARITRA

Ady amin’ny tsy fandriam-pahalemana – Nanatanteraka fivoriana teny amin’ny Kaomisaria foibe Tsaralalàna ireo tompon’andraikitra ambony ao amin’ny Polisimpirenena misahana ny filaminana eto Antananarivo Renivohitra ny 16 – 17 Septambra 2025 izay notarihan’ny Lehiben’ny Kaomisaria Foibe Tsaralalana, ny Commissaire Principal de

MAINTIRANO – AMBARARATAKELY – FARITRA MELAKY : NITRANGANA DORO-TANETY TAO AMIN’NY FAMBOLENA ZANAKAZON’NY FITALEAVAM-PARITRY NY TONTOLO IAINANA SY NY FANDROSOANA LOVAIN-JAFY NANDRAY ANJARA TAMIN’NY FAMONOANA NY AFO NY POLISIMPIRENENA TANY AN-TOERANA

-Polisimpirenena miaro sy manampy ny vahoaka -Nitrangana doro-tanety tao Ambararatakely Maintirano, faritra Melaky, ny harivan’ny 16 septambra tokony nanomboka tamin’ny 4 ora hariva, izay namely sy nahavoakasika ny toeram-pambolena zana-kazo an’ny DREDD Melaky. -Tonga haingana ny Polisimpirenena avy ao amin’ny