-Ady amin’ny tsy fandriam-pahalemana
-Ny alin’ny 17 Febroary 2026, tranom-barotra iray teo amin’ny Route Centrale Farafangana no nisy namaky ka nahaverezana vola mitentina 6.000.000 Ariary sy entam-barotra manodidina ny 4.000.000 Ariary.
-Nanao ny fanadihadiana ny Polisimpirenena ka fantatra ireo jiolahy nanatanteraka ny vaky trano ary natao ny fisamborana. Niaiky ny heloka vitany nandritra ny famotorana ireo efa-dahy ireo.
-Natolotra ny Fampanoavana ny 03 Martsa 2026 izy efa-dahy ireto ary nampidirina am-ponja vonjimaika ao Farafangana.

 

FARAFANGANA : TRANOM-BAROTRA IRAY VAKY, OLONA MIISA 4 VOASAMBOTRY NY POLISIMPIRENENA ARY NIDOBOKA AM-PONJA

Vous pourrez aussi aimer