– Ny 26 Febroary 2026, lehilahy iray no voasambotry ny Polisimpirenena noho ny vaky trano. Tratra namoaka fahita lavitra tao amin’ny tokantrano iray tao Sakambahiny Ambanilalana ity lehilahy ity ka nandositra raha vao nahita ny tompontrano. Tratran’ny Polisimpirenena izy taorian’ny
