ANTSIRABE : NAHAZO VOKATRA MARO TAMIN’NY FITANDROANA NY FILAMINANA TAO ANATIN’NY HETSIKA MAHOMBY

❌Ady amin’ny tsy fandriampahalemana 🔮Mitohy hatrany ny hetsika ataon’ny Polisimpirenena ao amin’ny faritra Vakinankaratra, ao anatin’ny fanatanterahana ny hetsika MAHOMBY. 🚔Nandritra ny fisafoana tamin’ny alina ny herinandro lasa teo, nanomboka ny 23 hatramin’ny 28 febroary nataon’ny Fitaleavam-paritry ny Filaminambahoaka Vakinankaratra

FIKAONANDOHAM-PIRENENA HO AN’NY POLISIMPIRENENA MALAGASY 2026

📍 Hisokatra amin’ny fomba ofisialy ny 2 Martsa 2026 izao eny amin’ny CCI Ivato ny Fikaonandoham-pirenena ho an’ny Polisimpirenena Malagasy. đŸ—Łïž Dinika lehibe izay tsy hijanona eto Antananarivo fa miitatra any amin’ireo Fitaleavam-paritry ny Filaminambahoaka manerana ny Nosy. Natao hakan-kevitra