🚔 Ady amin’ny fandikan-dalàna mifehy ny fifamoivoizana an-dalambe
📍Nosamborin’ny Polisy teny Ampefiloha ny mpamily taxi-be zotra 015 sy ny mpanampy azy rehefa nivily lalana tsy ara-dalàna teo amin’ny rond-point BMH Isotry, ny 11 Novambra 2025.
⛔ Tsy nety nijanona ity mpamily ity rehefa nasaina nijanona ary mbola nanevateva ireo Polisy nanao ny asany ihany koa.
đŸƒâ€â™‚ïž Tratra teo Ampefiloha izy ireo rehefa niezaka nandositra ireo Polisy ary noentina tao amin’ny Kaomisaria Isotry nanaovana fanadihadiana.
📚 Nampianarina momba ny lalàna mifehy ny fifamoivoizana, ny fanajàna ny bokin’andraikitra, ary nomena fampitandremana izy ireo.

 

MPAMILY TAXI BE 015 SY NY MPANAMPY AZY NOTAZONIN’NY POLISIMPIRENENA NOMENA FANANARANA SY FAMPIANARANA REHEFA TRATRA NINIA NANAO FANDIKAN-DALÀNA

Vous pourrez aussi aimer