– Tonga nitsidika ny Minisitry ny Filaminambahoaka, ny Inspecteur Général de Police ERICK MICHEL, tao amin’ny toeram-piasany ao Anosy, ny Masoivoho Rosianina eto Madagasikara, Andriamatoa Alexeï BURIAK niaraka tamin’ireo mpiara-miasa akaiky azy, ny 20 Aprily 2026.
– Noresahana manokana tamin’ity fotoana ity ny fanamafisana sy fanohizana ny fiaraha-miasa eo amin’ny Masoivoho Rosianina sy ny Ministeran’ny Filaminambahoaka.
-Ao anatin’izany indrindra ny fanomezana fampitaovana sy ny fampiofanana ho an’ny Polisimpirenena Malagasy mba hampitomboana hatrany ny traikefa.

FITSIDIHANA ARA-POMBA FANAJANA : NITSIDIKA NY MINISITRY NY FILAMINAMBAHOAKA NY MASOIVOHO ROSIANINA MIASA SY MONINA ETO MADAGASIKARA.

Vous pourrez aussi aimer