FARITRA MATSIATRA AMBONY – FANATANTERAHANA NY VELIRANON’NY FILOHAM-PIRENENA : MITOHY NY FANANGANANA FOTODRAFITR’ASA HO AN’NY POLISIM-PIRENENA :

Ho fanatanterahana ny velirano napetrak’Andriamatoa Filohan’ny Repoblikan’ny Madagasikara mahakasika ny fametrahana fandriam-pahalemana maharitra amin’ireo distrika rehetra manerana an’i Madagasikara dia tonga nitsidika ny faritra Matsiatra Ambony ny Minisitry ny Filaminam-bahoaka niaraka tamin’ny Minisitry ny Atitany sy ny Fitsinjaram-pahefana ary ny Minisitry ny Tontolo Iainana sy ny Fampandrosoana. Nisy ny fihaonana tamin’ireo vahoaka sy ny olom-boafidy isan-tsokajiny ary indrindra ny fametrahana vato fototra ho ana fotodrafitr’asa maromaro ary anisan’izany:

– ny fametrahana vato fototry ny biraon’ny kaomisaria Sahambavy

– ny fametrahana vato fototry ny biraom-paritry ny filaminam-bahoaka ao Fianarantsoa

 

FARITRA MATSIATRA AMBONY – FANATANTERAHANA NY VELIRANON’NY FILOHAM-PIRENENA : MITOHY NY FANANGANANA FOTODRAFITR’ASA HO AN’NY POLISIM-PIRENENA :

Vous pourrez aussi aimer