MINISITERAN’NY FILAMINAM-BAHOAKA: FITALEAVANA ROA NAHAZO TALE VAOVAO

✅️ Fifamindram-pitantanana roa sosona no tontosa ny marainan’ny alarobia 03 aprily io tetsy amin’ny foibem-pitantanan’ny filaminam-bahoaka etsy Anosy. 🤝Teo ny fifamindram-pitantanana teo amin’ny Tale nisahana ny Fitaleavana momban’ny haitao ara-kajy mirindra sy ny fampitan-davitrra na DSIT , ny Contrôleur Général

FITANDROANA NY FILAMINANA MANAKAIKY VAHOAKA : NIDINA IFOTONY TENY ANIVON’NY FONKOTANY TETO AN-DRENIVOHITRA NY MINISITRY NY FILAMINAM-BAHOAKA SY NY MPIARA MIASA AMINY

✅️ Nidina ifotony teny anivon’ny FKT miisa telo teto an-drenivohitra ny Minisitry ny Filaminam-bahoaka ny Contrôleur Général de Police RAKOTOARIMANANA Herilala sy ireo mpiara miasa akaiky aminy ny alarobia 27 marsa 2024 teo. ✅️ Nihaona tamin’ny mponina sy ireo tomponandraikitra

FIKAONANDOHA MOMBAN’NY FANARAHAMASO NY FIVEZIVEZENA AN-DRANOMASINA SY NY FIAROVANA NY SERANAN-TSAMBO : MANDRAY ANJARA AMIN’IZANY NY MINISITERAN’NY FILAMINAM-BAHOAKA

✅️ Mandray anjara amin’ny fikaonandoha nasionaly momban’ny fanarahamaso ny fivezivezena an-dranomasina sy ny fiarovana ny seranan-tsambo izay atao etsy amin’ny Minisiteran’ny Raharaham-bahiny ny 14 sy 15 marsa 2024 ny Minisiteran’ny Filaminam-bahoaka. 📋 Hodinihina mandritra ny fikaonandoha ny fanamafisana ny paikady

NANAO FITSIDIHANA SY NANOME TOROMARIKA HANATSARANA NY FOMBA FIASA TENY AMIN’NY PAF IVATO NY MINISITRY NY FILAMINAM-BAHOAKA

✅️ Mitohy hatrany ny fitsidihana ireo sampan-draharaha eto anivon’ny Polisimpirenena izay ataon’i Ministry ny Filaminam-bahoaka ,ny Contrôleur Général de Police RAKOTOARIMANANA Herilala. ✅️ Izany dia tafiditra indrindra amin’ny fanatsarana ny tolotra sy ny asan’izy ireo amin’ny ankapobeny. Notsindrian’Atoa Minisitra manokana

FILAZANA FIKAROHANA

Ireto olona hita amin’ny sary ireto dia sady mpisoloky no mpampiasa taratasy sandoka maro samihafa no miray tsikombakomba ihany koa. Toy izao ny mombamomba azy ireo : Anarana : RAZANAKOTO HARIMALALA Fanampiny : ZANOA MARCELLE fantatra amin’ny anarana ihany koa

IZAY MAMBOLY HAZO MANAVOTRA NY FIRENENA, IZAY MANDORO ALA MANDORO NY TANINDRAZANA : MITOHY HATRANY NY FAMBOLEN-KAZO ATAON’NY POLISIM-PIRENENA ANY AMIN’NY FARITRA MARO SAMIHAFA

Tsy mijanona ny fanatanterahana fambolen-kazo ho fiarovana ny tontolo iainana ary manao sesilany izany ho an’ireo faritra maro samihafa eto Madagasikara Nanatanteraka izany ireo Polisy miasa ao amin’ny faritra Betsiboka niaraka tamin’ireo Vadina Polisy sy Polisy Vavy ( FIVAPOVA )