NANAO FITSIDIHANA SY NANOME TOROMARIKA HANATSARANA NY FOMBA FIASA TENY AMIN’NY PAF IVATO NY MINISITRY NY FILAMINAM-BAHOAKA

✅️ Mitohy hatrany ny fitsidihana ireo sampan-draharaha eto anivon’ny Polisimpirenena izay ataon’i Ministry ny Filaminam-bahoaka ,ny Contrôleur Général de Police RAKOTOARIMANANA Herilala. ✅️ Izany dia tafiditra indrindra amin’ny fanatsarana ny tolotra sy ny asan’izy ireo amin’ny ankapobeny. Notsindrian’Atoa Minisitra manokana