FIKAONANDOHA MOMBAN’NY FANARAHAMASO NY FIVEZIVEZENA AN-DRANOMASINA SY NY FIAROVANA NY SERANAN-TSAMBO : MANDRAY ANJARA AMIN’IZANY NY MINISITERAN’NY FILAMINAM-BAHOAKA

✅️ Mandray anjara amin’ny fikaonandoha nasionaly momban’ny fanarahamaso ny fivezivezena an-dranomasina sy ny fiarovana ny seranan-tsambo izay atao etsy amin’ny Minisiteran’ny Raharaham-bahiny ny 14 sy 15 marsa 2024 ny Minisiteran’ny Filaminam-bahoaka. 📋 Hodinihina mandritra ny fikaonandoha ny fanamafisana ny paikady