DRSP ATSINANA: NIHAONA TAMIN’IREO POLISY MIASA AO TOAMASINA NY MINISITRY NY FILAMINAM-BAHOAKA

✅️ Nihaona tamin’ireo polisy miasa ao Toamasina ny Minisitry ny Filaminam-bahoaka, ny Contrôleur Général de Police RAKOTOARIMANANA Herilala sy ireo mpiara miasa akaiky aminy ny alarobia 17 aprily 2024.
👉👉 Fifanakalozan-kevitra ho fanatsarana ny fomba fiasa no tena voatoatin’ity fihaonana ity.
📣 Nanamafy ny Minisitra fa hatao vaindohan-draharaha ny ady amin’ny kolikoly ka manentana ny Polisy rehetra mba hiara hisalahy amin’izany.Politikan’ny Minisitera rahateo ny ady amin’ny fahalovana amin’ny alalan’ny fampiarana ny politika anatiny momba ny ady amin’ny kolikoly.

DRSP ATSINANA: NIHAONA TAMIN’IREO POLISY MIASA AO TOAMASINA NY MINISITRY NY FILAMINAM-BAHOAKA

Vous pourrez aussi aimer