FANKALAZANA NY 8 MARTSA: NOTANTERAHANA NY 5 MARS NY FIARAHANA MIOMBOM-BAVAKA FANAON’NY FIVAMI-FIVAPOVA- FIVAZA

FANKALAZANA NY 8 MARTSA: NOTANTERAHANA NY 5 MARS NY FIARAHANA MIOMBOM-BAVAKA FANAON’NY FIVAMI-FIVAPOVA- FIVAZA
✅️ Toy ny mahazatra rehefa amin’ny fotoana fankalazana ny andro maneran-tany hoan’ny vehivavy dia nisy ny fiarahamiombom-bavaka niarahan’ireo vadin’ny mpitandro filaminana eto an-drenivohitra tetsy amin’ny « chapelle militaire » Betongolo ny talata 05 febroary 2024.
✅️ Mpikambana ao amin’ny FiVAPOVA , FIVAMI ary ny FIVAZA no nikarakara izany, izay teo ambany fiahian’ny vadin’ny Filoham-pirenena, Ramatoa Mialy Rajoelina.
Nanotrona azy ny vehivavy mpikambana ao amin’ny Governemanta sasan-tsasany sy izy telo mirahavavy Filohamboninahitry ny FIVAMI, FIVAPOVA sy FIVAZA.
« Vehivavy miarina sy miray hina, firenena mandroso »

FANKALAZANA NY 8 MARTSA: NOTANTERAHANA NY 5 MARS NY FIARAHANA MIOMBOM-BAVAKA FANAON’NY FIVAMI-FIVAPOVA- FIVAZA

Vous pourrez aussi aimer