MINISITERAN’NY FILAMINAM-BAHOAKA: FITALEAVANA ROA NAHAZO TALE VAOVAO

✅️ Fifamindram-pitantanana roa sosona no tontosa ny marainan’ny alarobia 03 aprily io tetsy amin’ny foibem-pitantanan’ny filaminam-bahoaka etsy Anosy.
🤝Teo ny fifamindram-pitantanana teo amin’ny Tale nisahana ny Fitaleavana momban’ny haitao ara-kajy mirindra sy ny fampitan-davitrra na DSIT , ny Contrôleur Général de Police RANDRIAMAMPIANINA Harinaina Samisoa izay nodimbiasan’ny Tale voatendry hisolo toerana azy, ny Commissaire de Police RANDRIAMANOHISOA Tovohery Hajanirina.
🤝 Tontosa ihany koa ny fifamindram-pitantanana teo amin’i Commissaire Divisionnaire de Police RABARIJAONA Holimahefa Eric, Talen’ny Fitaleavana misahana ny maha olona na DRH teo aloha sy ny Contrôleur Général de Police, MARINJAHA Vavitafika Vololonandro izay Tale vaovao.
Miarahaba azy ireo ny fianakaviamben’ny Polisimpirenena ary mirary soa mba hahefa be amin’ny adidy mavesatra izay apetraka amin’izy ireo.

MINISITERAN’NY FILAMINAM-BAHOAKA: FITALEAVANA ROA NAHAZO TALE VAOVAO

Vous pourrez aussi aimer