đ Ady aminâny fipariahanâny zava-mahadomelina
đŻ Nandritra ny fisafoana mahazatra nataonâny Polisinâny Kaomisaria TsaratanĂ na taminâny alinâny 18 oktobra 2025, dia nifanena tamin’ny lehilahy roa nitondra gony izy ireo, teny aminâny fokontany Ambany HĂŽpital, Tsaratanana.
đââïž Raha vao nahatazana ireo Polisy dia nandositra avy hatrany ireo olona roa ireo ka nateliny teo an-toerana ny entana. Rehefa nosokafana ireo kitapo dia nahitana rongony maina tao anatiny.
âïž Milanja 14 kilao ireo rongony ireo rehefa nolanjaina. Nentina teny aminâny Kaomisaria Tsaratanana ireo entana ary efa misokatra ny fanadihadiana mba hikarohana ireo tompon’antoka.