– Nampahafantarina androany teny amin’ny lapam-panjakàna Iavoloha ireo mpikambana vaovao handrafitra ny Governemanta.
– Voatendry ho Minisitry ny Filaminambahoaka ny Inspecteur Général de Police ERICK MICHEL Wouli Soumah Idrissa.
– Efa nitantana ny Minisiteran’ny Filaminambahoaka izy ny taona 2018 ary nitondra fanovàna maro teo anivon’izany Minisitera izany sy ny Polisimpirenena.
– Mirary soa ny Minisitry ny Filaminambahoaka handray ny toerany hahavita be amin’ny andraikitra lehibe izay sahaniny.

 

INSPECTEUR GENERAL DE POLICE ERICK MICHEL WOULI SOUMAH IDRISSA : VOATENDRY HO MINISITRY NY FILAMINAMBAHOAKA.

Vous pourrez aussi aimer