Hetsika fampanarahan-dalàna eo amin’ny fifamoivoizana
➡️Mitohy hatrany ny hetsika fandaminana ny fifamoivoizana ataon’ny Polisimpirenena eto Antananarivo.
➡️Ny 26 May 2025, moto miisa 06 no tratran’ny Polisy avy ao amin’ny Compagnie Urbaine d’Intervention ambodiomby tamin’ny fandikan-dalàna, minia miakatra « trottoir » ka nampidirina ambalam-pamonjàna eny Tsaralalana.
➡️Hisy hatrany ny hetsika tampoka tahaka izao ary tsy ny eny Ambohijatovo irery no hanaovana izany.

 

FANDAMINANA NY FIFAMOIVOIZANA ATAON’NY POLISIMPIRENENA : KODIARAN-DROA MIISA 06 NO NAMPIDIRINA AMBALAM-PAMONJANA REHEFA NIAKATRA TAMIN’NY LALAN’NY MPANDEHA AN-TONGOTRA TETSY AMBOHIJATOVO

Vous pourrez aussi aimer