Ity olona ity dia manan-draharaha eto anivon’ny Polisimpirenena, ka iangaviana izay mahita na mahafantatra azy mba hanatona avy hatrany ny SUT Tsaralalana na ihany koa hanatona ny Kaomisaria na biraon’ny Polisy akaiky anao indrinda, na miantso avy hatrany ny laharana 034 05 998 45/ 034 67 324 43
✅️ Toy izao ny mombamomba azy :
👉 ANARANA :RAKOTOARISON
👉 FANAMPINY : Tantely Jean Orsini
👉 TERAKA NY : 29 Aogositra 1989
👉 RAY : RAKOTOARISON Jean Bachi Wast
👉 RENY : RASOARIMANANA Jacqueline
👉 TOERANA NAHATERAHANA : Marovoay
👉 TOERANA NAHITANA AZY FARANY : Antsirabe
👉 ANTONY : Fisolokiana sy fivadiham-pitokisana.
📣 FAMPAHATSIAHIVANA :
Ny Polisimpirenena dia manome toky fa ho tsiambaratelo tanteraka ny mombamomba izay olona manome vaovao. Miantso izahay amin’ny fiaraha-miasa ho fametrahana ny fahamarinana sy ny rariny.

FILAZANA FIKAROHANA :RAKOTOARISON Tantely Jean Orsini