Ady amin’ny asan-jiolahy
✅Nandritra ny fisafoana mahazatra fanaon’ny Polisin’ny Unité d’Intervention Rapide (UIR) tamin’ny fokontany Mangarano II sy ny manodidina no nifanehitra tamina andian-jiolahy ireo mpitandro ny filaminana.
➡️Rehefa niroso tamin’ny fampijanonana mba ho fisavàna ireo UIR dia namaly sy nampiasa ireo fitaovana teny an-tanany ireo olon-dratsy mba hamelezana ny Polisy. Niaro tena noho izany ireo Polisy, vokany jiolahy miisa 04 no maty voatifitra.
➡️Fantatra fa jiolahy efa mpampihorohoro ny fokontany Mangarano II sy ny manodidina izy ireto ary efa nokarohina efa ela.

 

JIOLAHY MIISA 04 SAIKA HANAO FANAFIHANA TAO MANGARANO II, TOAMASINA LAVON’NY BALAN’NY POLISIMPIRENENA

Vous pourrez aussi aimer