Ady amin’ny asan-jiolahy
-Jiolahy raindahiny iray no lavon’ny balan’ny Unité d’intervention Rapide (UIR) ao Mahajanga ny alin’ny 17 Septambra 2025 teny Tsararano Ambany.
-Saika hanao ny asa fandrobàna ireo mpody alina ity jiolahy ity no sendra ireo Polisy nanao fisafoana teny an-toerana.
-Vao nahita ireo Polisy hisambotra azy ity jiolahy ity dia nikasa ny hamely tamin’ny antsy lava lela teny aminy.
-Tsy maintsy nitifitra ireo Polisy ka maty noho ny ratra nahazo azy ity jiolahy ity.

 

MAHAJANGA : JIOLAHY RAINDAHINY MATY VOATIFITRY NY POLISY

Vous pourrez aussi aimer