Ady amin’ny fipariahan’ny zava-madomelina
– Nandritra ny fisafoana nataon’ireo Polisy miasa ao amin’ny Kaomisaria Foibe Morondava ny alin’ny 24 oktobra 2025 no nahatsikaritra lehilahy iray hafahafa fihetsika ireo Polisy.
– Rehefa natao ny fisavana azy dia nahitana fonosana rongony tany aminy.
– Nentina namonjy ny biraon’ny Polisy ity lehilahy ity natao famotorana mialohan’ny hanolorana azy eny amin’ny fitsarana.

 

MORONDAVA : LEHILAHY IRAY NAHATRATRARANA RONGONY NANDRITRA NY FISAFOANA ALINA NATAON’NY POLISIMPIRENENA

Vous pourrez aussi aimer