– Ny 22 Novambra 2025, nisy nametraka fitarainana teny amin’ny biraon’ny Polisimpirenena PPA Ampefiloha, nilaza fa tazany teny La Réunion Kely nandritra ny fandalovany avokoa ny entany very nandritra ny tranony vaky ny 20 Novambra 2025 teny Ambohimirary.
– Nandray ny andraikiny avy hatrany ny Polisy ka nisambotra ilay lehilahy 34 taona, mpividy sy mpandray ireo entana halatra ireo.
– Noentina avy hatrany teny amin’ny biraon’ny Polisy Ampefiloha izy, nanaovana fanadihadiana.

 

LA RÉUNION KELY : LEHILAHY IRAY 34 TAONA MPANDRAY SY MPIVIDY ENTANA HALATRA VOASAMBOTRY NY POLISIN’NY PPA AMPEFILOHA

Vous pourrez aussi aimer