Ity olona ity dia manan-draharaha eny anivon’ny Polisimpirenena ; koa hiangaviana izay mahafantatra azy mba hanatona ny Polisy akaiky azy na hanatona ny Brigade Criminelle Anosy na hiantso ireto laharana finday ireto :
📱034 05 517 26
📱034 05 518 03
✅️ Toy izao ny momba azy :
👉ANARANA : RATOMPOARISOA
👉FANAMPINY : Marie Roseline
👉ANTSOINA HOE : Harisoa
👉RAY : RAKOTONIRINA Charles
👉RENY : RATOMPOARIMANANA Bodo Voahangy
👉ASA : Commerçante
👉TOERANA NAHITANA AZY FARANY : Lot NMR 74/II Namorona Ambohitrimanjaka
👉ANTONY : Escroquerie – recel – association de malfaiteurs.
📣 FAMPAHATSIAHIVANA :
👮‍♂️ Ny Polisimpirenena dia manome toky fa mijanona ho tsiambaratelo ny mombamomba ny mpanome vaovao.
FILAZANA FIKAROHANA: RATOMPOARISOA Marie Roseline