Vonona avy hatrany hiantoka ny Filaminam-bahoaka ao amin’ny Distrikan’i Vohibato, Fianarantsoa ireo Polisy 40 hiasa ao amin’ny Kaomisaria vaovao, izay ho tokanan’ny Filohan’ny Repoblika Andry Rajoelina rahampitso 03 jolay 2025.
Nanome toromarika azy ireo androany ny Minisitry ny Filaminam-bahoaka, ny Inspecteur Général de Police RAKOATOARIMANANA Herilala, ny hitandroana hatrany ny fahitsiana eo amin’ny fanatanterahana ny asa.
KAOMISARIA VAOVAO AO VOHIBATO: POLISY 40 NO HIASA AO ANATINY